Genesisy 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy i Rahely: “Efa nitsara ahy Andriamanitra+ sady nihaino ny feoko, ka nanome ahy zazalahy.” Izany no nanaovany ny anarany hoe Dana.+ Salamo 34:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina,+Ary ny sofiny mihaino ny antso vonjy ataon’izy ireo.+
6 Dia hoy i Rahely: “Efa nitsara ahy Andriamanitra+ sady nihaino ny feoko, ka nanome ahy zazalahy.” Izany no nanaovany ny anarany hoe Dana.+