Genesisy 29:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hiraiki-po kokoa amiko izao ny vadiko, satria efa telo lahy no naterako taminy.” Koa natao hoe Levy+ ny anarany. 1 Tantara 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary ny zanakalahin’i Levy+ dia i Gersoma sy Kehata ary Merary.
34 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hiraiki-po kokoa amiko izao ny vadiko, satria efa telo lahy no naterako taminy.” Koa natao hoe Levy+ ny anarany.