FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 34:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Kanjo tamin’ny andro fahatelo, raha mbola nanaintaina ireo lehilahy,+ dia nandray ny sabany ny zanak’i Jakoba roa lahy, dia i Simeona sy Levy,+ anadahin’i Dina.+ Koa niditra tao an-tanàna izy ireo, ary tsy nisy niahiahy hoe hamono ny lahy rehetra tao izy ireo.+

  • Genesisy 49:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Mpirahalahy i Simeona sy Levy.+ Ary fitaovana entiny mihetraketraka ny sabatra famonoany.+

  • Eksodosy 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Levy,+ araka ny taranany avy:+ Gersona sy Kehata ary Merary.+ Ary ny taona niainan’i Levy dia fito amby telopolo amby zato taona.

  • Nomery 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Alaiko ny Levita eo amin’ny zanak’Israely, ho solon’ny lahimatoa rehetra+ izay voalohan-teraka eo amin’ny zanak’Israely. Dia ho ahy ny Levita,

  • 1 Tantara 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary ny zanakalahin’i Levy+ dia i Gersona+ sy Kehata+ ary Merary.+

  • Apokalypsy 7:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 avy tamin’ny fokon’i Simeona+ roa arivo sy iray alina;

      avy tamin’ny fokon’i Levy+ roa arivo sy iray alina;

      avy tamin’ny fokon’i Isakara+ roa arivo sy iray alina;

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara