34 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hiraiki-po kokoa amiko izao ny vadiko, satria efa telo lahy no naterako taminy.” Koa natao hoe Levy+ ny anarany.
16 Ary ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Levy,+ araka ny taranany avy:+ Gersona sy Kehata ary Merary.+ Ary ny taona niainan’i Levy dia fito amby telopolo amby zato taona.