FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa enga anie aho tsy hiditra ho isan’ny namany,+ na ho tafaray amin’ny fiangonany!+ Fa tamin’ny fahatezerany no namonoany olona,+ ary hasomparana fotsiny no nanapahany ny hoza-tongotry ny omby.

  • Genesisy 49:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ho voaozona anie ny fahatezeran’izy ireo+ satria lozabe,+ ary ny fisafoahany satria masiaka!+ Hozarazaraiko eny amin’ny tanin’i Jakoba sy haparitako any amin’ny Israely izy ireo.+

  • Salamo 140:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Izay mamorona teti-dratsy ao am-pony,+

      Sy manafika ahy foana isan’andro, toy ny any an’ady!+

  • Mika 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Lozan’ireo mpanao ratsy izay mieritreritra eo am-pandrianany ny hanisy ratsy,+ ka rehefa maraina ny andro dia tanterahiny izany,+ satria vitany ny manao izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara