17 Tokony hekeny fa ny zanak’ilay halany no lahimatoany, ka homeny anjaran’olon-droa amin’izay rehetra ananany.+ Izy io mantsy no porofo voalohany fa afaka manan-janaka+ izy, ka an’io ny zon’ny lahimatoa.+
13 Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Ity no faritra halainareo ho lova, mba ho tanin’ny foko roa ambin’ny folon’ny Israely, ka hahazo anjaran-droa i Josefa.+