FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 48:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy nety mihitsy anefa ny rainy, ka niteny hoe: “Fantatro ihany izany, anaka, fantatro ihany. Ho lasa firenena koa izy sady hahery.+ Ny zandriny anefa hahery noho izy,+ ary ny taranany ho maro be ka ho lasa firenena maro.”+

  • Nomery 26:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Ireo no fianakavian’i Manase, ary fitonjato sy roa arivo sy dimy alina no voasoratra anarana.+

  • Nomery 26:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ireo no fianakavian’ny taranak’i Efraima,+ araka izay voasoratra anarana, dia dimanjato sy roa arivo sy telo alina. Ireo no taranak’i Josefa, araka ny fianakaviany avy.+

  • Deoteronomia 33:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tahaka ny voninahitry ny voalohan-teraky ny omby ny voninahiny.+

      Tandrok’ombidia ny tandrony,+

      Ary amin’ireo no hanosehany ny vahoaka,+

      Izay miaraka hatosiny hatrany amin’ny faran’ny tany.

      Ireo no alinalin’i Efraima,+

      Sy arivoarivon’i Manase.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara