Deoteronomia 33:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny amin’i Zebolona, dia hoy izy:+ “Mifalia, ry Zebolona, amin’ny fandehananao any ivelany+Ary ianao, ry Isakara, mifalia ao an-tranolainao.+ Josoa 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary natao ny antsapaka fahefatra ka nahazo ny anjarany i Isakara,+ eny, ny taranak’i Isakara araka ny fianakaviany avy. 1 Tantara 7:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary lehilahy natanjaka sy nahery fo+ ireo rahalahiny anisan’ny fianakaviana rehetran’i Isakara, ka fito arivo sy valo alina ny isan’izy rehetra voasoratra tao amin’ny tetirazana.+
18 Ny amin’i Zebolona, dia hoy izy:+ “Mifalia, ry Zebolona, amin’ny fandehananao any ivelany+Ary ianao, ry Isakara, mifalia ao an-tranolainao.+
17 Ary natao ny antsapaka fahefatra ka nahazo ny anjarany i Isakara,+ eny, ny taranak’i Isakara araka ny fianakaviany avy.
5 Ary lehilahy natanjaka sy nahery fo+ ireo rahalahiny anisan’ny fianakaviana rehetran’i Isakara, ka fito arivo sy valo alina ny isan’izy rehetra voasoratra tao amin’ny tetirazana.+