FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 19:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary natao ny antsapaka+ fahatelo ka nahazo ny anjarany ny taranak’i Zebolona,+ araka ny fianakaviany avy. Nipaka hatrany Sarida ny sisin-tanin’ny lovan’izy ireo.

  • Mpitsara 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Avy tamin’ny fokon’i Efraima ny olona nankeny amin’ny lemaka iva.+

      Niaraka taminao teo anivon’ny vahoakanao ireny, ry Benjamina ô!

      Avy tamin’i Makira+ no niavian’ireo mpitari-tafika nidina tany,

      Ary avy tamin’i Zebolona ireo nampiasa ny fitaovan’ny mpitan-tsoratra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara