FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 33:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ny amin’i Dana, dia hoy izy:+

      “Zana-diona i Dana.+

      Hitsambikina avy ao Basana izy.”+

  • Mpitsara 14:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia niasa tamin’i Samsona ny fanahin’i Jehovah,+ ka nidina nankany Askelona+ izy, ary namono lehilahy telopolo tao. Dia nesoriny ny fitafian’ireny, ka nomeny an’ireo nilaza ny valin’ilay ankamantatra.+ Ary mbola tezitra be foana i Samsona, ka nandeha niakatra ho any an-tranon-drainy.

  • Mpitsara 15:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nahita valanoranon’ampondralahy izy, ary mbola mando ilay taolana tamin’izay. Koa nanatsotra ny tanany haka an’io izy, ka iny no namonoany arivo lahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara