FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 13:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hosea+ zanak’i Nona no avy amin’ny fokon’i Efraima;

  • Josoa 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa mahereza sy matanjaha,+ satria ianao no hitarika an’ity vahoaka ity handova+ ilay tany nianianako tamin’ny razany fa homena azy.+

  • Josoa 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Ataovy manondro an’i Ay iny lefom-pohy eny an-tananao iny,+ fa hatolotro eo an-tananao izy.”+ Koa nataon’i Josoa nanondro ny tanàna ny lefom-pohy teny an-tanany.

  • Mpitsara 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia nitodika nanatrika azy i Jehovah, ka nanao hoe: “Mandehana amin’izao herinao izao+ ka vonjeo eo am-pelatanan’ny Midianina ny Israely.+ Tsy efa naniraka anao ve aho?”+

  • Mpitsara 11:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Dia nankany amin’ny taranak’i Amona i Jefta hiady aminy, ary natolotr’i Jehovah teo an-tanany ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara