Levitikosy 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny biby mandinika* rehetra izay mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony no azonareo hanina.+ Deoteronomia 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa izao no karazam-biby azonareo hanina:+ Omby, ondry aman’osy,