Genesisy 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary amin’ny biby manidina araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy araka ny karazany avy,+ ary ny biby mandady rehetra amin’ny tany araka ny karazany avy, dia roa avy no hiditra hankao aminao mba hitsimbinana ny ainy.+
20 Ary amin’ny biby manidina araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy araka ny karazany avy,+ ary ny biby mandady rehetra amin’ny tany araka ny karazany avy, dia roa avy no hiditra hankao aminao mba hitsimbinana ny ainy.+