Salamo 74:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Anao ny andro, ary anao koa ny alina.+Ianao no namorona ny zavatra manome hazavana, dia ny masoandro.+ Isaia 45:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izaho Jehovah no manao ny hazavana+ sy mamorona ny haizina,+ ary mampisy fiadanana+ sy mahatonga loza,+ eny, izaho no manao izany rehetra izany.+
16 Anao ny andro, ary anao koa ny alina.+Ianao no namorona ny zavatra manome hazavana, dia ny masoandro.+
7 Izaho Jehovah no manao ny hazavana+ sy mamorona ny haizina,+ ary mampisy fiadanana+ sy mahatonga loza,+ eny, izaho no manao izany rehetra izany.+