Genesisy 1:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary Andriamanitra nanomboka nanao ny bibidia eny ambonin’ny tany araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra mandady amin’ny tany araka ny karazany avy.+ Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
25 Ary Andriamanitra nanomboka nanao ny bibidia eny ambonin’ny tany araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra mandady amin’ny tany araka ny karazany avy.+ Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.