Genesisy 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa nitso-drano azy ireny Andriamanitra hoe: “Manàna taranaka, ary mihabetsaha ka mamenoa ny rano ao amin’ny ranomasina,+ ary aoka ho maro eny amin’ny tany ny biby manidina.” Salamo 144:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Feno ny trano fitehirizam-bokatray sady misy vokatra isan-karazany.+Mitombo an’arivony ny ondry aman’osinay, ka ny iray manome iray alina, eny rehetra eny.
22 Koa nitso-drano azy ireny Andriamanitra hoe: “Manàna taranaka, ary mihabetsaha ka mamenoa ny rano ao amin’ny ranomasina,+ ary aoka ho maro eny amin’ny tany ny biby manidina.”
13 Feno ny trano fitehirizam-bokatray sady misy vokatra isan-karazany.+Mitombo an’arivony ny ondry aman’osinay, ka ny iray manome iray alina, eny rehetra eny.