Josoa 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa ankehitriny dia voaozona+ ianareo, ka ho mpanompo+ sy mpaka kitay ary mpantsaka rano ho an’ny tranon’Andriamanitro mandrakizay.”+ Mpitsara 1:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Nihanahery ny Israely,+ ka nampanaoviny asa an-terivozona ny Kananita.+ Ary tsy nandroaka azy rehetra izy.+ 1 Mpanjaka 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 ka ny taranak’ireny, izay tsy voaringan’ny+ zanak’Israely fa mbola tavela teo amin’ilay tany, no nampanantsoin’i Solomona hanao asa an-terivozona, mandraka androany.+
23 Koa ankehitriny dia voaozona+ ianareo, ka ho mpanompo+ sy mpaka kitay ary mpantsaka rano ho an’ny tranon’Andriamanitro mandrakizay.”+
28 Nihanahery ny Israely,+ ka nampanaoviny asa an-terivozona ny Kananita.+ Ary tsy nandroaka azy rehetra izy.+
21 ka ny taranak’ireny, izay tsy voaringan’ny+ zanak’Israely fa mbola tavela teo amin’ilay tany, no nampanantsoin’i Solomona hanao asa an-terivozona, mandraka androany.+