FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary raha vao hiditra an’i Ejipta iny mihitsy izy, dia niteny tamin’i Saray vadiny hoe: “Azafady ange ianao e! Fantatro tsara fa vehivavy tsara tarehy ianao.+

  • Genesisy 17:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary hoy koa Andriamanitra tamin’i Abrahama: “Aza atao hoe Saray intsony ny anaran’i Saray* vadinao, satria Saraha* no anarany.+

  • Genesisy 20:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Anabaviko ihany anefa izy raha ny marina, satria zanaky ny raiko, fa tsy zanaky ny reniko, ka lasa vadiko.+

  • 1 Petera 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 tahaka an’i Saraha izay zatra nankatò an’i Abrahama, ka niantso azy hoe “tompo.”+ Zanak’i Saraha ianareo raha manao ny tsara foana, sady tsy matahotra an’izay mampihorohoro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara