7 Ary nanontany foana momba ny vadiny ireo lehilahy teo an-toerana, nefa hoy izy: “Anabaviko izy”,+ satria natahotra izy ny hilaza hoe: “Vadiko izy.” Hoy mantsy izy: “Sao hamono ahy ireo lehilahy eto, noho ny amin’i Rebeka.” Tsara tarehy mantsy ravehivavy.+