Genesisy 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nandeha i Abrama, araka izay efa nolazain’i Jehovah taminy, ary niaraka taminy koa i Lota. Ary dimy amby fitopolo taona i Abrama fony izy niala tao Harana.+ Genesisy 27:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Koa henoy ny teniko, anaka, ka mandehana+ mandositra ho any amin’i Labana anadahiko, any Harana.+ Asan’ny Apostoly 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy i Stefana: “Ry rahalahy sy ianareo raiamandreny, henoy izao teniko izao: Andriamanitry ny voninahitra+ niseho tamin’i Abrahama razantsika fony izy tany Mezopotamia, raha mbola tsy nanorim-ponenana tany Harana.+
4 Dia nandeha i Abrama, araka izay efa nolazain’i Jehovah taminy, ary niaraka taminy koa i Lota. Ary dimy amby fitopolo taona i Abrama fony izy niala tao Harana.+
2 Dia hoy i Stefana: “Ry rahalahy sy ianareo raiamandreny, henoy izao teniko izao: Andriamanitry ny voninahitra+ niseho tamin’i Abrahama razantsika fony izy tany Mezopotamia, raha mbola tsy nanorim-ponenana tany Harana.+