2 Ary mbola hatahotra sy hihorohoro noho ny aminareo foana ny bibidia rehetra eny ambonin’ny tany, sy ny biby manidina rehetra eny amin’ny lanitra, sy izay rehetra mandady amin’ny tany, ary ny trondro rehetra any an-dranomasina. Efa natolotra teo am-pelatananareo ireny.+