Salamo 8:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Notendrenao hanjaka amin’ny asan’ny tananao izy,+Ary nataonao eo ambany tongony ny zava-drehetra,+ Isaia 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy handratra+ na hanimba eran’ny tendrombohitro masina+ izy ireo, satria ho feno fahalalana an’i Jehovah ny tany, toy ny anaronan’ny rano ny fanambanin’ny ranomasina.+ Jakoba 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Azo folahina avokoa rehefa mety ho bibidia, na vorona, na biby mandady, na bibin-dranomasina, ary efa voafolaky ny olombelona ireny.+
9 Tsy handratra+ na hanimba eran’ny tendrombohitro masina+ izy ireo, satria ho feno fahalalana an’i Jehovah ny tany, toy ny anaronan’ny rano ny fanambanin’ny ranomasina.+
7 Azo folahina avokoa rehefa mety ho bibidia, na vorona, na biby mandady, na bibin-dranomasina, ary efa voafolaky ny olombelona ireny.+