FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 51:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa hampionona an’i Ziona tokoa i Jehovah.+ Hampiononiny avokoa ireo toerana rava ao.+ Dia hovany ho tahaka an’i Edena+ ny tany efitra any, ary ho tahaka ny zaridainan’i Jehovah ny lemaka karakaina.+ Hisy fihobiana sy fifaliana ary fisaorana ao, sady ho re ao ny hira fiderana.+

  • Isaia 56:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 dia hoentiko ho any amin’ny tendrombohitro masina+ koa, ary hampifaliko ao amin’ny trano fivavahana amiko.+ Hekena ho eo ambony alitarako+ ny fanatitra+ dorana sy ny sorona+ atolony. Fa ny tranoko hantsoina hoe trano fivavahana ho an’ny olona rehetra.”+

  • Isaia 57:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Rehefa miantso vonjy ianao, dia tsy hamonjy anao ny zavatra nangoninao+ fa ho lasan’ny rivotra avokoa.+ Fofonaina fotsiny dia hipaoka an’ireny. Fa izay mialoka amiko+ kosa handova ny tany, ary ho lasa fananany ny tendrombohitro masina.+

  • Isaia 65:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Ny amboadia+ sy ny zanak’ondry hiara-komana,+ ny liona hihina-mololo hoatran’ny omby,+ ary ny bibilava kosa dia vovoka no ho sakafony.+ Ary tsy handratra+ na hanimba eran’ny tendrombohitro masina+ ireny”, hoy i Jehovah.

  • Ezekiela 20:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 “‘Fa any amin’ny tendrombohitro masina, any amin’ny tendrombohitra avon’ny Israely’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘no hanompoan’ny taranak’Israely manontolo ahy, ao amin’ilay tany.+ Any no hankasitrahako azy ireo. Any koa no hitakiako ny fanomezana avy aminareo sy ny voaloham-bokatra atolotrareo, dia ny zava-masina rehetra aterinareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara