17 dia hitahy anao tokoa aho, ka tena hataoko maro ny taranakao, eny, ho tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra sy ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Ary ny taranakao hahazo ny vavahadin’ny fahavalony.+
12 Noho izany, dia avy tamin’ny lehilahy anankiray,+ izay toy ny efa maty,+ no nahaterahan’ny maro be, izay toy ny kintana eny amin’ny lanitra sy tsy tambo isaina toy ny fasika eny amoron-dranomasina.+