FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 15:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary nitondra azy nankeo ivelany izy, ka niteny hoe: “Mba jereo ange ny lanitra e! Ary isao ny kintana, raha mahisa azy ianao.”+ Hoy koa izy taminy: “Ho tahaka izany ny taranakao.”+

  • Eksodosy 32:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsarovy i Abrahama sy Isaka ary Israely mpanomponao, izay nianiananao tamin’ny tenanao,+ ka nilazanao hoe: ‘Hataoko maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny taranakareo.+ Ary io tany manontolo io izay efa nolazaiko taminareo, dia homeko ny taranakareo+ ho lovany mandritra ny fotoana tsy voafetra.’”+

  • Nomery 26:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Ireo no voasoratra anarana tamin’ny zanak’Israely, dia telopolo sy fitonjato sy arivo sy enina hetsy.+

  • Deoteronomia 10:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Rehefa nidina tany Ejipta ny razanao, dia fitopolo monja izy ireo,*+ nefa ankehitriny nataon’i Jehovah Andriamanitrao tonga maro be tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara