Genesisy 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary nitondra azy nankeo ivelany izy, ka niteny hoe: “Mba jereo ange ny lanitra e! Ary isao ny kintana, raha mahisa azy ianao.”+ Hoy koa izy taminy: “Ho tahaka izany ny taranakao.”+ Deoteronomia 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Efa nataon’i Jehovah Andriamanitrareo maro ianareo, ka toy ny kintana eny amin’ny lanitra ny hamaroanareo+ izao. Nehemia 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nataonao maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny taranany.+ Ary nitondra azy ireo ianao mba ho eto amin’ity tany+ ity izay efa nampanantenainao ny razany+ fa hidirany sy halainy ho fananany.
5 Ary nitondra azy nankeo ivelany izy, ka niteny hoe: “Mba jereo ange ny lanitra e! Ary isao ny kintana, raha mahisa azy ianao.”+ Hoy koa izy taminy: “Ho tahaka izany ny taranakao.”+
10 Efa nataon’i Jehovah Andriamanitrareo maro ianareo, ka toy ny kintana eny amin’ny lanitra ny hamaroanareo+ izao.
23 Nataonao maro tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra ny taranany.+ Ary nitondra azy ireo ianao mba ho eto amin’ity tany+ ity izay efa nampanantenainao ny razany+ fa hidirany sy halainy ho fananany.