FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 19:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niangavy azy mafy anefa i Lota.+ Koa nivily nankao aminy izy ireo ka niditra tao an-tranony. Ary nanao sakafo be ho azy ireo izy,+ sady nanao mofo tsy misy lalivay.+ Dia nihinana izy ireo.

  • Eksodosy 12:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Ary ny koba izay nentin’izy ireo nivoaka avy tany Ejipta, dia nanaovany mofo boribory tsy misy lalivay ka nataony tao anaty lafaoro. Fa mbola tsy nisy lalivay ny koba, satria noroahina niala tao Ejipta izy ireo, ka tsy afaka nitaredretra sady tsy mba nanomana vatsy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara