FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 19:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Fa hoy ilay lahiantitra: “Ho aminao anie ny fiadanana!+ Aoka izaho no hikarakara izay ilainao,+ fa izao fotsiny: Aza matory eto amin’ny tany malalaky ny tanàna.”

  • Lioka 24:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Fa niangavy azy mafy ireo hoe: “Mijanòna atỳ aminay fa efa ho hariva izao, ary efa hifarana ny andro.” Koa niditra izy mba hiaraka amin’ireo tao.

  • Asan’ny Apostoly 16:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa rehefa vita batisa izy sy ny ankohonany,+ dia niangavy izy hoe: “Raha heverinareo fa mendri-pitokisana eo anatrehan’i Jehovah aho, dia mba midira ao an-tranoko ka mijanòna ao.”+ Ary tsy namelany izahay raha tsy tonga.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara