Genesisy 18:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia niala teo ireo lehilahy ireo ka lasa nankany Sodoma. Fa i Jehovah+ kosa mbola nijoro teo anatrehan’i Abrahama.+
22 Dia niala teo ireo lehilahy ireo ka lasa nankany Sodoma. Fa i Jehovah+ kosa mbola nijoro teo anatrehan’i Abrahama.+