Rota 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary niakatra ho eny am-bavahady+ i Boaza, ka nipetraka teny. Dia nandalo ilay mpanavotra voalazany,+ ka hoy izy: “Ô ry ingahy a! Mba mivilia re hipetrapetraka eto e!” Koa nivily io ary nipetraka. Estera 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nipetraka teo am-bavahadin’ny mpanjaka+ i Mordekay, rehefa nangonina fanindroany ireo virjiny.+
4 Ary niakatra ho eny am-bavahady+ i Boaza, ka nipetraka teny. Dia nandalo ilay mpanavotra voalazany,+ ka hoy izy: “Ô ry ingahy a! Mba mivilia re hipetrapetraka eto e!” Koa nivily io ary nipetraka.