Ohabolana 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa tsy matory ireny raha tsy manao ratsy,+ ary tsy mahita tory raha tsy manafintohina olona.+ Efesianina 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Efa tsy mahalala menatra intsony+ izy ireny, ka manaram-po amin’ny fitondran-tena baranahiny+ hanao izao karazam-pahalotoana+ rehetra izao, sady tsy mety afa-po+ fa mbola te hanao foana.
19 Efa tsy mahalala menatra intsony+ izy ireny, ka manaram-po amin’ny fitondran-tena baranahiny+ hanao izao karazam-pahalotoana+ rehetra izao, sady tsy mety afa-po+ fa mbola te hanao foana.