FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Petera 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy manan-tsaina afa-tsy ny hanitsakitsa-bady+ izy ireo* sady tsy mety mitsahatra manota.+ Taominy koa ny olona* tsy miorina tsara. Manana fo efa nozarina hitsiriritra+ izy ireo, sady zanaka efa voaozona.+

  • Joda 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Harambato voasaron-drano ireny olona ireny, rehefa miara-misakafo aminareo ao amin’ny fanasam-pifankatiavanareo.+ Mpiandry mamahan-tena tsy amin-tahotra izy ireny,+ rahona tsy mitondra orana sady avezivezin’ny+ rivotra,+ hazo tsy mamoa nefa efa hifarana ny fararano, hazo indroa maty sy voaongotra,+

  • Apokalypsy 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Misy zavatra vitsivitsy hitako aminao anefa: Ao aminao ireo mitana mafy ny fampianaran’i Balama,+ izay nampianatra an’i Balaka+ hitaona ny zanak’Israely hanota, ka hihinana zavatra natao sorona ho an’ny sampy sy hijangajanga.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara