Ohabolana 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Aoka ny fonao tsy hitsiriritra azy noho ny hatsaran-tarehiny,+ ary aza avela hambabo anao amin’ny masony manintona izy,+ Matio 5:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izaho kosa anefa milaza aminareo fa izay rehetra tsy mitsahatra mijery vehivavy+ ka maniry hanao firaisana aminy, dia efa nanitsakitsa-bady+ tao am-pony+ sahady. Marka 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa avy ao anatin’ny olona, eny, avy ao am-pony,+ no ivoahan’ny eritreri-dratsy, dia fijangajangana,+ halatra, vonoan’olona,+
25 Aoka ny fonao tsy hitsiriritra azy noho ny hatsaran-tarehiny,+ ary aza avela hambabo anao amin’ny masony manintona izy,+
28 Izaho kosa anefa milaza aminareo fa izay rehetra tsy mitsahatra mijery vehivavy+ ka maniry hanao firaisana aminy, dia efa nanitsakitsa-bady+ tao am-pony+ sahady.
21 Fa avy ao anatin’ny olona, eny, avy ao am-pony,+ no ivoahan’ny eritreri-dratsy, dia fijangajangana,+ halatra, vonoan’olona,+