Eksodosy 33:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Namaly anefa izy hoe: “Avelako hahita ny hatsaran-toetrako rehetra ianao,+ ary hambarako eo anatrehanao ny anaran’i Jehovah.+ Dia hankasitraka an’izay hankasitrahako aho, sady hamindra fo amin’izay hamindrako fo.”+ Joela 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa hahasaro-piaro an’i Jehovah ny taniny,+ ary haneho fangoraham-po amin’ny olony izy.+
19 Namaly anefa izy hoe: “Avelako hahita ny hatsaran-toetrako rehetra ianao,+ ary hambarako eo anatrehanao ny anaran’i Jehovah.+ Dia hankasitraka an’izay hankasitrahako aho, sady hamindra fo amin’izay hamindrako fo.”+