Genesisy 39:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy misy lehibe noho izaho ato amin’ity trano ity, ary tsy nisy na inona na inona nandrarany ahy afa-tsy ianao, satria vadiny ianao.+ Koa hataoko ahoana ny hanao izany ratsy lehibe izany ka hanota amin’Andriamanitra?”+
9 Tsy misy lehibe noho izaho ato amin’ity trano ity, ary tsy nisy na inona na inona nandrarany ahy afa-tsy ianao, satria vadiny ianao.+ Koa hataoko ahoana ny hanao izany ratsy lehibe izany ka hanota amin’Andriamanitra?”+