FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 2:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Noho izany, ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny+ ka hikambana amin’ny vadiny, ary ho nofo iray ihany izy ireo.+

  • Genesisy 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary niteny taminy tao amin’ny nofy Andriamanitra hoe: “Izaho koa mahafantatra fa tamin’ny fo madio no nanaovanao izao,+ ka nosakanako tsy hanota amiko ianao.+ Koa izany no tsy namelako anao hikasika azy.+

  • Salamo 51:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Taminao dia taminao irery ihany no nanotako,+

      Ary izay ratsy teo imasonao no nataoko,+

      Mba ho hita fa marina ianao rehefa miteny,+

      Ary tsy misy tsiny ianao rehefa mitsara.+

  • Galatianina 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Miharihary ny asan’ny nofo,+ dia fijangajangana,+ fahalotoana, fitondran-tena baranahiny,+

  • Hebreo 13:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Aoka ho mendri-kaja eo imason’ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandrianan’ny mpivady,+ fa homelohin’Andriamanitra ny mpijangajanga sy ny mpanitsakitsa-bady.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara