Genesisy 22:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Avy eo dia niverina nankeny amin’ny mpanompony i Abrahama. Ary niainga izy ireo ka niara-nankany Beri-sheba.+ Dia nitoetra tao Beri-sheba i Abrahama.
19 Avy eo dia niverina nankeny amin’ny mpanompony i Abrahama. Ary niainga izy ireo ka niara-nankany Beri-sheba.+ Dia nitoetra tao Beri-sheba i Abrahama.