14 Koa izay tovovavy hilazako hoe: ‘Mba ampidino kely ny sininao hisotroako’, ka hilaza hoe: ‘Misotroa, ary hanome rano ho an’ny ramevanao koa aho’, dia izy no aoka hotendrenao ho an’i Isaka mpanomponao.+ Dia izany no hahafantarako fa tsy miovaova ny fitiavana asehonao amin’ny tompoko.”+