FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 34:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina,+

      Ary ny sofiny mihaino ny antso vonjy ataon’izy ireo.+

  • Salamo 65:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Ry Mpihaino vavaka ô, ianao no hohatonin’ny karazan’olona rehetra.+

  • Isaia 58:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha miantso ianao, dia hamaly anao i Jehovah. Ary raha miantso vonjy ianao,+ dia hilaza izy hoe: ‘Intỳ aho!’

      “Raha tsy manisy zioga amin’olona intsony ianao,+ ary tsy manondrotondro intsony amin’ny rantsantananao,+ sady tsy milaza zava-dratsy,+

  • Isaia 65:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Koa mbola tsy miantso izy ireo dia efa hamaly aho,+ ary mbola eo am-pitenenana izy dia efa henoko.+

  • 1 Jaona 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Izao no toky ananantsika ny amin’Andriamanitra:+ Na inona na inona angatahintsika ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara