Genesisy 25:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary efapolo taona i Isaka tamin’izy naka vady an’i Rebeka, zanakavavin’i Betoela+ Syrianina+ avy any Padana-arama, sady anabavin’i Labana Syrianina. Genesisy 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary raha vao hitan’i Jakoba i Rahely zanakavavin’i Labana anadahin-dreniny, sy ny ondrin’i Labana, dia nanatona izy ka nanakodia ny vato hiala amin’ny vavan’ny lavadrano. Dia nampisotroiny rano ny ondrin’i Labana anadahin-dreniny.+
20 Ary efapolo taona i Isaka tamin’izy naka vady an’i Rebeka, zanakavavin’i Betoela+ Syrianina+ avy any Padana-arama, sady anabavin’i Labana Syrianina.
10 Ary raha vao hitan’i Jakoba i Rahely zanakavavin’i Labana anadahin-dreniny, sy ny ondrin’i Labana, dia nanatona izy ka nanakodia ny vato hiala amin’ny vavan’ny lavadrano. Dia nampisotroiny rano ny ondrin’i Labana anadahin-dreniny.+