Mpitsara 19:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nentiny tany an-tranony+ ralehilahy, ary ny ampondra kosa notsipazany sakafom-biby.+ Dia nanasa tongotra+ izy ireo, ary nihinana sy nisotro. Lioka 7:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Dia nitodika tany amin’ilay vehivavy izy, ka nanao tamin’i Simona hoe: “Hitanao io vehivavy io? Niditra tato an-tranonao aho, nefa tsy nanome rano+ ahy hanasana ny tongotro ianao. Fa io vehivavy io kosa nahakotsa ny tongotro tamin’ny ranomasony, ary nanamaina izany tamin’ny volon-dohany. 1 Timoty 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 tsara laza amin’ny asa tsara,+ raha toa izy ka nitaiza zanaka,+ nampiantrano vahiny,+ nanasa ny tongotry ny olona masina,+ namonjy ny ory,+ ary nazoto tamin’ny asa tsara rehetra.+
21 Dia nentiny tany an-tranony+ ralehilahy, ary ny ampondra kosa notsipazany sakafom-biby.+ Dia nanasa tongotra+ izy ireo, ary nihinana sy nisotro.
44 Dia nitodika tany amin’ilay vehivavy izy, ka nanao tamin’i Simona hoe: “Hitanao io vehivavy io? Niditra tato an-tranonao aho, nefa tsy nanome rano+ ahy hanasana ny tongotro ianao. Fa io vehivavy io kosa nahakotsa ny tongotro tamin’ny ranomasony, ary nanamaina izany tamin’ny volon-dohany.
10 tsara laza amin’ny asa tsara,+ raha toa izy ka nitaiza zanaka,+ nampiantrano vahiny,+ nanasa ny tongotry ny olona masina,+ namonjy ny ory,+ ary nazoto tamin’ny asa tsara rehetra.+