41 Dia niankohoka tamin’ny tany+ avy hatrany i Abigaila, sady niteny hoe: “Intỳ aho mpanompovavinao, ho mpanompovavy hanasa ny tongotry+ ny mpanompon’ny tompoko.”+
8 Farany, dia hoy i Davida tamin’i Oria: “Midìna any an-tranonao, ary sasao ny tongotrao.”+ Koa niala tao an-tranon’ny mpanjaka i Oria, ary nampanarahina azy ny fanomezana avy tamin’ny mpanjaka.
10 tsara laza amin’ny asa tsara,+ raha toa izy ka nitaiza zanaka,+ nampiantrano vahiny,+ nanasa ny tongotry ny olona masina,+ namonjy ny ory,+ ary nazoto tamin’ny asa tsara rehetra.+