1 Samoela 25:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Dia niankohoka tamin’ny tany+ avy hatrany i Abigaila, sady niteny hoe: “Intỳ aho mpanompovavinao, ho mpanompovavy hanasa ny tongotry+ ny mpanompon’ny tompoko.”+
41 Dia niankohoka tamin’ny tany+ avy hatrany i Abigaila, sady niteny hoe: “Intỳ aho mpanompovavinao, ho mpanompovavy hanasa ny tongotry+ ny mpanompon’ny tompoko.”+