FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 15:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hotsaraiko anefa ilay firenena hotompoin’izy ireo.+ Ary hivoaka hitondra zava-tsoa maro izy ireo aorian’izany.+

  • Eksodosy 12:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary nataon’i Jehovah nahazo sitraka tamin’ny Ejipsianina ny vahoaka,+ ka nomen’ireo azy izay nangatahiny.+ Koa nataon’ny vahoaka fongana ny fananan’ny Ejipsianina.+

  • Salamo 105:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Nentiny nivoaka an’i Ejipta ny olony, izay nitondra volafotsy sy volamena,+

      Ary tsy nisy tafintohina teo amin’ny fokony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara