FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Makà an’ireto zava-manitra ireto:+ Ditin-kazo stakite, onyka, galbanoma manitra, ary ditin-kazo manitra tsy misy fangarony.+ Tokony hitovy daholo ny fatran’ireo.

  • 2 Tantara 13:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Manolotra fanatitra dorana mba hidona-tsetroka ho an’i Jehovah isa-maraina sy isaky ny takariva+ izy ireo, ary mandoro emboka manitra.+ Ny mofo mifanaingina dia eo amin’ny latabatra vita amin’ny volamena tsy misy fangarony,+ ary ao amin’ny toerany koa ny fitoeran-jiro volamena+ sy ny jirony izay arehitra isaky ny takariva.+ Manao ny adidinay+ amin’i Jehovah Andriamanitray mantsy izahay, fa ianareo kosa efa nahafoy azy.+

  • Apokalypsy 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia niakatra avy teo an-tanan’ilay anjely ho eo anatrehan’Andriamanitra ny setroky ny emboka manitra mbamin’ny vavaky+ ny olona masina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara