- 
	                        
            
            Joda 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
15 mba hampihatra didim-pitsarana amin’ny rehetra,+ sy hanaporofo fa meloka izay rehetra tsy natahotra an’Andriamanitra. Meloka izy ireny noho ny asa ratsy rehetra nataony tamin-karatsiam-panahy, sy noho ny teny manafintohina rehetra nentin’ny mpanota hanoherana an’Andriamanitra,+ dia ireo mpanota tsy matahotra azy.”
 
 -