29 Nomen’Andriamanitra fahendrena+ sy fahiratan-tsaina+ tsy nisy hoatr’izany i Solomona, sady nomeny fo tena mahay manavaka,+ ka be dia be tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina+ no nomeny azy.
15 Ankoatra izany, dia hevero ho famonjena ny faharetan’ny Tompontsika, tahaka ny nosoratan’i Paoly rahalahy malalantsika taminareo,+ araka ny fahendrena+ nomena azy.