Eksodosy 27:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary ny andry rehetra manodidina ny tokotany dia misy fampitohizana vita amin’ny volafotsy, sy fantsika fanantonana vita amin’ny volafotsy, ary faladiany varahina.+
17 Ary ny andry rehetra manodidina ny tokotany dia misy fampitohizana vita amin’ny volafotsy, sy fantsika fanantonana vita amin’ny volafotsy, ary faladiany varahina.+