Deoteronomia 34:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Roapolo amby zato taona i Mosesy tamin’izy maty,+ nefa tsy nihananjavozavo ny masony,+ sady tsy nihena ny heriny.+ Asan’ny Apostoly 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Rehefa feno efapolo taona izy, dia nitsiry tao am-pony ny faniriana hitsidika ny zanak’Israely rahalahiny.+
7 Roapolo amby zato taona i Mosesy tamin’izy maty,+ nefa tsy nihananjavozavo ny masony,+ sady tsy nihena ny heriny.+
23 “Rehefa feno efapolo taona izy, dia nitsiry tao am-pony ny faniriana hitsidika ny zanak’Israely rahalahiny.+