Eksodosy 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary teneno amin’ny zanakao amin’izay andro izay hoe: ‘Izay nataon’i Jehovah tamiko fony aho nivoaka avy tany Ejipta no anton’izao.’+ Deoteronomia 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Fa mitandrema fotsiny, ary tandremo tsara ny tenanao+ sao hadinoinao ny zavatra efa hitan’ny masonao+ ka hiala ao am-ponao izany, mandritra ny androm-piainanao.+ Ary ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao+ izany, Deoteronomia 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 dia izao no holazainao aminy: ‘Andevon’i Farao isika tany Ejipta, fa i Jehovah kosa nitondra antsika nivoaka avy tany, tamin’ny tanana mahery.+ Salamo 44:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Andriamanitra ô, ny sofinay no nandre,Ny razanay mihitsy no nitantara taminay+Ny zavatra nataonao tamin’ny androny,+Tamin’ny andro fahiny.+ Salamo 78:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nomeny fampahatsiahivana i Jakoba+Ary nasiany lalàna teo amin’i Israely.+Nandidiany ny razanay izany,+Mba hampahafantarina ny taranak’izy ireo.+ Joela 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aoka ianareo hitantara an’izao amin’ny zanakareo, ary ny zanakareo amin’ny zanany, ary ny zanany amin’ny taranaka mandimby azy.+
8 Ary teneno amin’ny zanakao amin’izay andro izay hoe: ‘Izay nataon’i Jehovah tamiko fony aho nivoaka avy tany Ejipta no anton’izao.’+
9 “Fa mitandrema fotsiny, ary tandremo tsara ny tenanao+ sao hadinoinao ny zavatra efa hitan’ny masonao+ ka hiala ao am-ponao izany, mandritra ny androm-piainanao.+ Ary ampahafantaro ny zanakao sy ny zafinao+ izany,
21 dia izao no holazainao aminy: ‘Andevon’i Farao isika tany Ejipta, fa i Jehovah kosa nitondra antsika nivoaka avy tany, tamin’ny tanana mahery.+
44 Andriamanitra ô, ny sofinay no nandre,Ny razanay mihitsy no nitantara taminay+Ny zavatra nataonao tamin’ny androny,+Tamin’ny andro fahiny.+
5 Nomeny fampahatsiahivana i Jakoba+Ary nasiany lalàna teo amin’i Israely.+Nandidiany ny razanay izany,+Mba hampahafantarina ny taranak’izy ireo.+
3 Aoka ianareo hitantara an’izao amin’ny zanakareo, ary ny zanakareo amin’ny zanany, ary ny zanany amin’ny taranaka mandimby azy.+